fbpx

SEHATRA MOMBAN’NY FAHASALAMANA

FAMPAHAFANTARANA MAIMAIMPOANA MAHAKASIKA NY CORONAVIRUS.

MITAFATAFÀ AMIN’IREO MPITSABONAY. 

Ny tolotra omenay dia ahafahanao miresaka an-tsoratra amin’ireo mpitsabo izay hanoro hevitra sy hanoro làlana anao hiatrehana ity valan’aretina ity

DISCUTEZ AVEC UN MEDECIN MALGACHE

RY DOKOTERA SY

Ny mpiasan’ny fahasalamana rehetra eto madagasikara, 

Andao hanatevin-daharana ny hetsika ataonay ho fanampiana ny vahoaka malagasy ! mifandraisa aminay.

ANDAO HIARA-HIADY HANAFOANA ITY VALAN’ARETINA ITY !!